- Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Lalàna fehizoro hananganana ny CSM Diso fanantenana ny sendikan’ny mpitsara
Tena nandray anjara feno tamin’ny asam-baomiera nandinihana ny volavolan-dalàna fehizoro mahakasika ny Filankevitra Ambonin’ny Mpitsara (CSM) ny sendikan’ny mpitsara, hoy ny Sekretera Jeneraliny Ernaivo Fanirisoa omaly teny Tsimbazaza, ary anisan’ny nitarika adihevitra tamin’ilay famerana ho 8 taona ny
Hamaky ny tohiny