• Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Mpitantana Cybercafé Manda ny handoa ilay 2.000 Ar isaky ny solosaina takian’ny OMDA ny ankamaroany

“Tsy mazava aminay ny antony hampandoavan’ny OMDA anay ilay lelavola 2.000 Ar isaky ny solosaina isam-bolana. Tsy afaka ny handoa an’io lelavola io izahay raha tsy mazava aminay ny tena antony marina”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Donak’Afo Mahari-pery

Na mpanao politika, na teknisiana, na mpiasa birao, na olon-tsotra eny an-dalambe rehetra eny, indrindra ny any anaty fiara fitaterana dia samy mifampanontany avokoa hoe : hoentin’ny mpitondrantsika ankehitriny ho aiza tokoa àry ity firenena Malagasy efa latsaka anaty fahoriana lalina ity ? “

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Tsimokaretina Ebola Mandady ny trambo eto Madagasikara

Nikoropaka ny avy eo anivon’ny governemanta taorian’ny tranga nampiahiahy nisy teto Madagasikara ny andron’ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Faritra SOFIA Manana tanora afaka baka 7.000 isan-taona

Ny Faritra Sofia no manana tanora betsaka indrindra mahazo ny mari-pahaizana bakalôrea isan-taona. Tafakatra hatrany amin’ny 7.000 isa mantsy izany raha mifanohitra amin’izay kosa ny tsenan’ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Festival Zôva Hampiala voly ireo mpiala sasatra tonga any Mahajanga

Fotoanan’ny fialantsasatra izao eto Madagasikara, maro ireo olona hamonjy morontsiraka noho izany. Anisan’ny toerana mahavantana ny olona ny any Mahajanga

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Mpanjifan’ny JK Group Hanampy azy ireo amin’ny fitoriana ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa

Hanampy ireo mpanjifan’ny JK Group amin’ny fikarakarana ny antontan-taratasiny hahafahana mitory ity orinasa nivoy ny tetikasa “ordinateur pour tous” ity ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa tarihin-dRabetsara Lita raha toa ka tonga amin’izany ny raharaha. Nanao hetsika moa iretsy voalohany ny faran’ny herinandro teo taorian’ny fampanantenana nataon’ny JK Group ny amin’ny tsy maintsy hanomezany solosaina marika

Hamaky ny tohiny
FTT