• Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.JCI Tanjombato Elatr’Iarivo Tafatsangana ofisialy tamin’ny alahady teo

Taorian’ny dingana voalohany nanaovana fampahafantarana tamin’ny ankapobeny ny mikasika ny JCI teny Tanjombato sy ny dingana faharoa nanatanterahana ny fampiofanana tamin’ireo liana ny mikasika ny « mission »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.AMBATOLAMPY Tokantrano 4 norobain’ny « bande des 15 »

Tato ho ato dia sesilany ny fanafihana mitam-basy ao amin’ny Distrikan’Ambatolampy ao. Tao amin’ny kaominina Antanamalaza indray ny faran’ny herinandro lasa teo dia nitrangana fanafihan-jiolahy mahery vaika. Jiolahy niisa 15 azo sokajiana ho « bande des 15 »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Mpiasan’ny JIRAMA Nitokona fa tsy manaiky ny tsindry hazo lena

Nisy omaly ny fitokonana fanairana nataon’ireo mpiasa eo anivon’ny orinasa JIRAMA tetsy Soanierana. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa hiharan’ny tsindry hazo lena ny mpiasa eo am-panatanterahana ny andraikiny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Anjanahary Sady misy lomotra no maimbo ny rano tamin’ny paompy

Hatairana ny an’ny mpanjifan’ny Jirama teny Anjanahary II N sy II S omaly fa dia rano maloto sady mamofona maimbo no tonga teny amin’izy ireo, teo anelanelan’ny tamin’ny iray ora ka hatraminy dimy ora tolakandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Mampiesona

Feno fito volana omaly ny naha filoha ny mpitondra antsika ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Manao be marenina, hoy ireo Firaisa-monina sivily

Nisy omaly ny fitokonana notanterahin’ireo mpampianatra FRAM tao amin’ny tokotanin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena

Hamaky ny tohiny
FTT