- Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.MANANARA AVARATRA Maty nisy namono tao amin’ny biraon’ny kaominina ny mpiambina
Maty nisy namono omaly maraina tao amin’ny biraon’ny kaominina Mananara Avaratra ny lehilahy mpiambina iray sahabo ho 43 taona
Hamaky ny tohiny