• Alarobia 27 Aogositra 2014
Actualités.Sprinter nivadika tao Tsinainondry RN 43 34 naratra ka ankizy avokoa ny 5 tamin’ireo

34 naratra mafy ka ny 5 tamin’izy ireo dia ankizy avokoa vokatry ny lozam-pifamoivoizana nitranga ny andron’ny 25 aogositra 2014 teo tamin’ny lalana RN 43 mampitohy an i Soavinandriana sy Sambaina tao Tsinainondry, atsimon’ny tetezan’i Kitsamby ka nivadihana fiara sprinter iray

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Alliance Française de Fort Dauphin sy ny tahirim-bakoka Fort Flacourt. Manomana hetsika ho an'ny pika sary

Ny 5, 6 ary ny 7 Septambra izao no hotanterahina ao an-drenivohitra Anosy ny hetsika festivaly ho amin'ny fakana sary (Premier Festival de la Photographie). Hetsika iarahan'ireo roa tonta ireo manatanteraka. Volana vitsivitsy talohan'izao, re fa nisy ny fanentanana natao ny handraisan'ireo mpaka sary any an-toerana mba handray

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Antsirabe manala azy vita BAC Nankafizin’ny tanora ny hetsiky ny RDJ, tsy nahazo olona ny tarika Ny Ainga

Fararanon-danonana tanteraka ny tao Antsirabe taorian’ny fahavitan’ny fanadinana Bakalorea teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.KAOMININA IVONY AMBOSITRA Notafihin’ny andian-dahalo mirongo basy, omby 30 no very

Asan-dahalo mahatsiravina no niseho tao Masokombo, ao amin’ny kaominina Ivony-Miara-miasa, distrikan’Ambositra ny alin’ny alahady 24 aogositra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.ECCOVA Hametraka fanamby amin’ ny fanatsarana ny fiofanana omena ny mpianatra

Hanatsara hatrany ny fiofanana omeny ireo olona hiasa eny amin’ny orinasa afaka haba ny ECCOVA tarihin-dRazanamanalina Volana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Famonoana mpiasan’ny Kaominina Toamasina Olona 7 nampidirina am-ponja vonjimaika

Raha ny sabotsy teo no niakatra fampanoavana ny raharaha mpiasan’ny kaominina nisy namono teo am-baravaran’ny lapan’ny tanàna, raha avy naka vola karaman’ny mpiasa volana jolay tao amin’ny tahirimbolam-panjakana, dia nahemotra omaly alatsinainy noho ny fangatahan’ny fampanoavana ny ihainoana ireo mpiasan’ny kaominina tafara-dia tamin’ity olona maty sy ireo mpiray birao aminy

Hamaky ny tohiny
FTT