- Alakamisy 28 Aogositra 2014
Actualités.Delestazy any Ambatondrazaka Hiteraka fipoahana ara-tsosialy
Manomboka midangana ny vidim-piainana any Ambatondrazaka vokatr’ilay fahatapahan-jiro any an-toerana. Isan-kariva vao mandeha ny jiro ary noferana ho adiny efatra ihany no hahafahan’ny milina mpitoto vary miasa
Hamaky ny tohiny