• Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Oniversiten’i Barikadimy Toamasina Tsy hiala ireo mpianatra

Raha ny fe-potoana nomen’ny filohan’ny oniversiten’i Toamasina, Atoa Velo Jerome, ireo mpianatra araka ny fanapahan’ny komitim-pitantanan’ny oniversite namoaka ny didiny ny 25 aogositra teo, dia nanomboka ny zoma lasa teo ary hifarana ny zoma ho avy izao ny fe-potoana herinandro nomena ireo mpianatra ny tsy maintsy hialan’izy ireo ny “Campus”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Septambra 2014 Fe-potoana napetrak’ireo mpamatsy vola ho an’ny mpitondra

Migadona ity ny volana septambra 2014 izay ambara fa fotoana manan-danja ho an’ny fiaraha-miasan’ny firenena Malagasy amin’ireo mpamatsy vola isan-karazany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Jamborée “Hintsy 2014” Skoto 3.000 tonga ao Moramanga

Efa tonga ao Moramanga hatramin’ny 30 aogositra teo ireo skoto miisa 3.000 mandray anjara amin’ny hetsika “Jamborée Hintsy 2014” izay tsy hifarana raha tsy ny 06 septambra ho avy izao. Ny alahady 31 aogositra teo ny lanonam-panokafana izany tao Moramanga, izay natrehan’ny filoha lefitry ny antenimieram-pirenena Atoa Mahazohasy Freddy sy ny depiote Randriamahefa Henri Charles ary ireo filoham-pikambanana skoto manerana ny nosy sy avy any frantsa. Nazava ny lahatenin’Atoa Mahazohasy Freddy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Toamasina Tsy voafehin’ny “PDS” ny tanàna

Tsy misy tsy mimenomenona ny mpiarabelona ao Toamasina amin’ny zava-misy iainany isan’andro. Ambara fa “renivohitra ekonomika” i Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Actualités.Kolikoly avo lenta 5 tapitrisa euro hamotehana ny Air Madagascar ?

« Ny teny toy ny atody raha foy manan’elatra », ary na » ny mpamosavy mivoaka amin’ny alina aza misy mahita ».Mandeha ankehitriny ny feo fa tena misy ny drafitra maty paika, efa voaomana mialoha hamotehana ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Actualités.Ambohidratrimo Ankizy miisa 40 no nalana nify maimaimpoana

Antony iray mampihena ny taham-pahavitrihan’ny ankizy tsy hifantoka tsara amin’ny fianarana ny areti-nify.

Hamaky ny tohiny
FTT