• Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.Volambetohaka - Ambalasoaray Imadiala Olona iray maty noho ny savik’omby

Maty notrongisin’ny omby teo am-pisavihana ka niboraka tsinay ny lehilahy iray mpisavika tao Ambalasoaray Kianjandrakefina ny alatsinainy 01 septambra teo nandritra ny lanonam-paranana ny Volambetohaka andiany faha-12 natao tao an-toerana. Kianja vaovao vao notokanan’ny Minisitry ny kolontsaina sy ny asa tanana ary ny vakoka ny sabotsy 31

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.Fanodikodinana omby halatra tao Ampasimena Tolagnaro. Any am-ponja ny ben'ny tanàna sy ireo lefiny roa

Tsy zakan'ny vahoaka any amin'ny kominy ambanivolo ny fihetsika nataon'ireo mpitantana ny kominy. Araka ny loharanom-baovao azo antoka, resaka fanavahana omby very no antony. Omby (04) no very ary nanjavona rehefa tonga tao amin'ny komin’ambanivolon 'Ampasimena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Mpampianatra FRAM Hanao diabe ho eny Ambohitsorohitra anio ?

Niakatra ambony ny maripana omaly teo amin’ny fihetsiketsehan’ireo mpampianatra FRAM. Tsy nionona tao anatin’ny valan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena intsony izy ireo fa dia nivoaka ka naka ny namany hafa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Botry rendrika tao Belo Olona 5 no maty

Nitrangana loza mahatsiravina tany Belo Tsiribihina omaly Alatsinainy antoandro fiandohan’ny volana Septambra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.Consulat de France Ambatomena. Misy mpibizina toerana rehefa maka Visa

Andron’ny fialantsasatra tokoa amin’izao fotoana eto Madagasikara. Araka izany dia betsaka ireo olona no mitady toerana aleha mba hitsangantsanganana. Ho an’ny manan-katao dia tsy vitsy ireo mikasa ny hivoaka any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Actualités.DHL Express Madagascar Mifanaraka sy eken’ny lalàn’ny Vondrona eoropeanina

Nahazo ny fankatoavana RA3 na «Agent Réglementé Opérant à partir d’un pays tiers» izay lalàna vaovao mifehy ny filaminana ana habakabaka EU859 eo anivon’ny Vondrona eoropeanina ny DHL Express Madagascar

Hamaky ny tohiny
FTT