- Alakamisy 04 Septambra 2014
Actualités.Amborovy Mahajanga Hanangana fotodrafitrasa fampianarana sy fitsaboana
Faly sahirana ny ray aman-dreny sy ireo zatovo mpianatra aorian’ny fahafaham-panadinana Bepc ao amin’ny fokontany Amborovy ao anatin’ny kaominina ambonivohitra Mahajanga. Ny antony dia tsy maintsy mihazo ny renivohitra izay 7 km miala ireo mpianatra te hanovo fahalalana amin’ny Lycée izay tsy misy ao amin’ity fokontany ity
Hamaky ny tohiny