• Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Foibem-pirenena momba ny fikarohana eto Madagasikara Feno 40 taona

1974-2014, feno 40 taona ny nijoroan’ny ny foibem-pirenena momba ny fikarohana eto Madagasikara ka nisy ny fankalazana azy io manerana ny nosy. Ho an’i Mahajanga manokana dia nomarihana tamin’ny alalan’ny diabe namakivaky ny tanàna izany niaraka tamin’ny fampirantiana ny voka-pikarohana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Gaby Vakiniadiana Andrianina eto amin’ny taniny ny Malagasy

Nantenaina hamoaka ny firenena amin’ny krizy lavareny ny fitondrana ankehitriny kinanjo vao mainka nampidi-kizo ny fiainam-bahoaka, hoy i Gaby Vakiniadiana. Tsy gaga amin’ny zava-misy izy satria lalàmpanorenana tefy manta sy fanjakana tandrametaka no hita eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Jiolahy roa nandroba ny volan’ny Kaominina Mandeha ny volabe hamotsorana azy ireo ?

Misy sahady ankehitriny andian’olona mikononkonona ny ho famotsorana am-ponja ireo jiolahy roa amin’ny efatra miandry fitsarana ao Ambalatavoahangy izay tena atidoha tamin’ny fanafihana ny karaman’ny mpiasan’ny kaominina mitentina 53 tapitrisa Ariary ny 14 aogositra teo, ary voarakitra an-tsary mihitsy nandritra ny fandosiran’izy ireo niaraka tamin’ny sakosy nisy ny vola

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Kaominina Ranomafana 9 volana tsy nandray karama ireo mpiasa

Ao anatin'ny fahasahiranana tanteraka amin'izao fotoana ireo mpiasan'ny kaominina ambanivolon'i Ranomafana (Ambolo) lemak’i Manampanihy any amin'ny distrikan'i Taolagnaro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Antanifotsy Tovolahy iray tapa-tongotra.

Tovolahy iray tokony ho 25 taona indray no voahitsaky ny fiarabe tao amin’ny fokontany Antanifotsy ny marainan’ny talata 2 septambra lasa teo. Raha ny nambaran’ireo nanatri-maso dia teo amin’ny toerana iray antsoina hoe Marolambo no nitrangan’izany tokony ho tamin’ny 10 ora maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.MAHAJANGA Nodiovina avokoa ireo tsena 5 sy ny tatatra ao an-tampon-tanàna

Tamin’ny enina ora maraina dia efa raikitra ny asa fanadiovana ireo tsena dimy sy ny fanalana ireo mpivarotra amoron-dalana ary ny fanalana ny fako ao anatin’ny tatatra tao Mahajanga ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT