• Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Miteniteny foana !

Nivoaka ihany ny marina ny farany. Tena mbola ho ela vao hivaha ny olana eo amin’ny resaka delestazy satria sady tsy manam-bola hividianana solika ny Jirama, no mbola antitra sy tsy ampy ihany koa ny fitaovana famokarana herinaratra ampiasainy. Niteniteny foana mihitsy anie izany ny filoha Hery Rajaonarimampianina tamin’ny 25 janoary 2014 e ! Sa ve tsy izy tenany marina no nanoratra ilay kabary, ka dia namaky tsy am-piheverana fotsiny izy ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Fampandrosoana ny maha olona Nandamoka ireo tanjona 8 ho an’i Madagasikara

Tsy nahomby ny ady amin’ny fahantrana ho an’ny firenena Malagasy. Manamarina izany ny tsy nahatraran’i Madagasikara ireo Tanjon’ny Fampandrosoana Taona arivo fahatelo (OMD). Goavana indrindra ao anatin’io ny fampihenana hatrany amin’ny antsasany ny fahantrana mandra-pahatongan’ny taona 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Gaboraraka eny amin’ny fasan’ny Karana Tsy mijanona ao anaty fiantsonana intsony ireo fiara.

Fotoana fialan-tsasatra tokoa ny andro ka maro ireo haka rivotra any amin’ny faritra. Anisan’ny toerana iray fangalana fiara ny eny amin’ny Fasan’ny Karana Ankadimbahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro sy ny loto Mamely mafy ny gripa ao Toliara

Miovaova ary nivadibadika be ny toetr’andro ao Toliara efa ho herinandro izao. Vokatry ny ny rivotra avy any atsimo mitondra vovoka manempotra arahina erika manify sy hatsiaka mamirifiry

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.ILAKAKA – MPIBIZINA SAFIRA VOATAFIKA Lasan’ny jiolahy 5 nirongo basy ny vola 12 tapitrisa Ariary

Nitrangana fanafihan-jiolahy narahina fandrobana indray tany Ilakaka ny alahady teo. Raha ny loharanom-baovao avy any an-toerana, dia mirahalahy mpividy vato avy any Ambovombe Androy nibizina safira efa an-taonany maro tao Ilakaka no voatafika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Actualités.Lions Mjf Georges Leung Shing Tonga hitondra fanampiana eto Madagasikara

Tonga eto mitsidika eto Madagasikara hatry ny alahady 7 septambra ka hijanona eto hatramin’ny 21 septambra ho avy izao ny Lions Mjf Georges Leung Shing, governora voalohan’ny district 403B2-n’ny Lions Club International hivondronan’ny Lions Clubs eto Madagasikara, Maurice, La Réunion, Iles Comores, Mayotte ary Djibouti

Hamaky ny tohiny
FTT