• Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Diaben’ny Mpampianatra FRAM Voasakana teo Ankadilalana

Voasakana tetsy Ankadilalana ireo mpampianatra FRAM raha saika hihazo an’i Tsimbazaza sy hihaona amin’ireo solombavambahoaka omaly. Nisy indray mantsy ny hetsika nataon’izy ireo rehefa tsy nahenoan-teny andro vitsivitsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.ONIVERSITEN’I MAHAJANGA Mila havaozina tanteraka ireo mpitantana

Na dia efa napetraka aza ny vaomiera manokana izay tokony hampandeha ny raharaha rehetra eo anivon’ny oniversite Mahajanga dia tsy mbola azo lazaina ho milamina ny toe-draharaha ao amin’ny anjerimanontolo, satria dia maro ireo mpitantana sasany no tsy mankasitraka ny fijoroan’io vaomiera io

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Trano rava etsy Ankadimbahoaka Namoy ny ainy noho ny hatsiaka sy famoizam-po ny olona iray

Nindaosin’ny fahafatesana ny alatsinainy teo noho ny aretim-po nahazo azy hatramin’ny nandrodanan’ny orinasa Filatex ny trano fonenany sy ireo mpiara-monina taminy tamin’ny volana mey 2014 ny raim-pianakaviana iray 56 taona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Savonnerie Tropicale Manome lanja ny «Vita Malagasy»

Ny Indostria no loharano mampisy ny fampandrosoana eto Madagasikara. Anisan’ny orinasa malagasy mandray anjara amin’ny hetsika karakarain’ny SIM etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena ny orinasa Savonnerie Tropicale

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Sendikan’ny Indostria Malagasy Ampiharo ireo lalàna ara-toekarena marobe

Tsy mbola miorim-paka tsara ny indostria malagasy raha ny zava-misy ankehitriny, araka ny fijerin’ny filohan’ny sendikan’ireo indostria eto Madagasikara Stéphane Raveloson azy. Tsy mionona fotsiny amin’ny fanavaozana hairaha anefa ity sehatra ity fa mandray anjara lehibe amin’ny voka-pirenena anatiny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Hetsika ho an’ny vokatra malagasy Misokatra amin’ny fomba ofisialy anio ny SIM

Homena lanja manokana ny vita Malagasy ao anatin’ny efatra andro mandritra ilay hetsika karakarain’ny SIM andiany faha-II izay manomboka anio etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina

Hamaky ny tohiny
FTT