• Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.ACMIL Antsirabe

Nifarana ny fiofanana niarahana tamin’ny miaramila Frantsay Nifarana ny Alarobia 10 Septambra 2014 lasa teo ny fiofanana ara-miaramila nampanaovin’ireo manampahaizana manokana avy amin’ny 2eme Régiment Parachutiste d’Infanterie Marine na ny 2eme RPIM avy ao amin’ny Nosy La Reunion ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Andilamena Tovolahy novonoina dia nahantona

Mihorohoro ny mponina any amin’ny tanànan’Ambohimanoro Antanimenabaka distrikan’Andilamena fa mirongatra indray ny asan-jiolahy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Ambohimangakely Manana foibe ara-kolontsaina sy fiofanana araka asa

Ny fandalinana ny sehatry ny kolontsaina toy ny dihy, fianarana zavamaneno, fizahantany… miampy ny fampiofanana eo amin’ny lafiny informatika toy ny fanamboarana solosaina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Fanabeazana Malagasy Mivaralila tanteraka

Tsy nitsaha-nitotongana ny kalitaon’ny fampianarana eto Madagasikara, araka ny vokatry ny fanadihadiana in-telo miantoana notanterahan’ny Banky iraisam-pirenena teo anelanelan’ny taona 1998 hatramin’ny 2012

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Fikambanana Vahoaka Malagasy Mijoro Miangavy ny mpampianatra FRAM tsy hamono ny taom-pianarana ho avy

Namory ny mpikambana ao aminy teny amin’ny Complexe Scolaire Ampefiloha omaly ny fikambanana Vahoaka Malagasy Mijoro ary niara-nanandra-peo ka mitalaho amin’ny mpampianatra FRAM mba hiverina hampianatra fa tsy hanatanteraka ny fanaovana ho taona maty ny taom-pianarana 2014-2015 hoavy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Septambra 2014
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro Misy fiantraikany goavana amin’ny voka-bary

Misy fiantraikany goavana amin’ny voka-bary eto amintsika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Lohalaharana amin’izany ny rotsak’orana, ny fisian’ireo karazan’atsanga izay manimba ny vary, ny fotaka…

Hamaky ny tohiny
FTT