• Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.MAZDA NIVADIKA TAO IFANADIANA Zaza roa no namoy ny ainy, betsaka ireo naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany amin’iny lalam-pirenena faha-25 iny afak’omaly Alakamisy, tokony ho tamin’ny 8 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.Antsirabe Mirongatra ny fifohana rongony

Nirongatra indray tato ho ato ny fifohana rongony manerana an’Antsirabe. Saika ny elakela-trano dia ahenoana izany avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.Ambohibary RN 43 9 lahy nanafika taksiborosy

Nitrangana fanakanana fiara mpitatitra indray iny lalam-pirenena faha-43 mampitohy an’Ambohibary Sambaina amin’i Faratsiho iny ny alin’ny alarobia 10 septambra lasa teo tokony ho tamin’ny 9 ora alina teo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.Lalam-pirenena RNT23 Natao fitaovana politika hatrany

Lalana mirefy 71km nefa diavina ora valo rehefa maintany ary matory an-dalana rehefa fahavaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.LALAM-PIRENENA FAHA-9 Faritra 9 rakotra tambajotra Orange, afa-pahasahiranana ny mponina

Nanomboka ny fiandohan’ity volana septambra ity dia toerana sivy vaovao manamorona ny lalam-pirenena fahasivy amboarin’ny orinasa Sinoa « China Railway » amin’izao mandritra ny 36 volana, no rakotra tambajotra « Orange », dia ny ao Mangily Ifaty (misy mponina 10.220 sady toeram-pizahantany mahasarika vahiny maro), ny kaominina Ankilimalinika, Analamisampy, Antongo, Befandriana, Tsingorotelo, Antanimieva, Andavadoaka, Ankazoabo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.Politika ara-toekarena Mifototra amin’ny harinkarena ho an’ny rehetra

Fanamby lehibe miandry ny firenena Malagasy taorian’ny krizy lavareny nandritra ny 5 taona ny famerenana amin’ny laoniny ny lafiny ara-toekarena.

Hamaky ny tohiny
FTT