• Talata 16 Septambra 2014
Actualités.Tetikasa fiarovana ny maha olona Nifarana ny dingana fahatelo, mila ny fanjakana ny fanohizana ny asa

Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy ny alahady 14 septambra 2014 teny amin’ny kianja Angarangarana ampitan’ny tsenan’i Namontana ny dingana fahatelo amin’ny Tetikasa fiarovana ny maha olona nandraisan’ireo fokontany 25 marefo avy amin’ny kaominina telo anjara dia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Septambra 2014
Actualités.Mahavelonkely Fenoarivo atsinanana Trano 26 no kilan’ny afo, 126 ny traboina

Nitrangana hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Mahavelonkely, distrikan’i Fenoarivo Atsinanana omaly Alatsinainy tamin’ny 01 ora maraina. Mpivarotra masikita iray nanipy afo tao anaty fatana avy nolemana nefa tsy maty no nahatonga ny loza

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Septambra 2014
Actualités.Analakely Vazaha frantsay namono mpiandry Parking , saika niharan’ny fitsaram-bahoaka.

Nahitana vazaha iray namono mpiandry Parking tetsy Analakely omaly tokony ho tamin’ny folo ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Trafikana taolam-paty Karana no atidoha, atao fanondranana drôgy

Mihamazava ny resaka ankehitriny manodidina ity vaky fasana sy halatra taolam-paty mirongatra manerana ny Nosy ity. Atao akora hanamboarana fitaovana fanondranana vovoka drôgy mahery vaika toy ny “heroïne” sy “cocaïne”indray izao ny taolam-paty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Aretina «EBOLA» ao Toamasina Manazava ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana

Taorian’ny fielezan’ny resaka tamin’ny alalan’ny “facebook” izay notaterin’ny fahitalavitra tsy miankina iray teto an-drenivohitra, mikasika ny fisian’ny aretina “Ebola” ao Toamasina dia nitondra fanazavana ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana ao an-toerana nahitana ny talem-paritry ny fahasalamana Atsinanana, ny talen’ny hopitaly be sy ny hopitaly manara-penitra ary teo koa ny lehiben’ny Faritra Atsinanana. Nilaza ny lehiben’ny Faritra Talata Michel fa “tsaho entina hanakorontanana ny saim-bahoaka fotsiny ireny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Bakalorea 33,92% ny tapaham-pahafahana tany Fianarantsoa

Nivoaka ny alin’ny sabotsy teo ny fanadinana bakalorea tany Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT