• Alarobia 17 Septambra 2014
Actualités.AMBILOBE 8 ora isan’andro ny delestazy

Maizina am-pototry ny mazava ny kaominina ambonivohitra Ambilobe vokatry ny delestazy faobe ao an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Actualités.Dina isam-paritra Tsy maintsy manaja ny zon’olombelona ny fampiharana azy

Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eto Madagasikara dia misy ny hevitra entina hamerenana ny dina isaky ny faritra tsirairay. Na eo aza anefa izany dia tsy maintsy atao mifanaraka amin’ny zon’olombelona sy ny kolontsaina isaky ny faritra ny fomba hanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Actualités.Mampijaly ny madinika !

Ny azo antoka aloha hatramin’izao dia tena mahay mitady vola tokoa ity fitondrana vaovao ity ka anisan’ny lalana iray amin’izany ny fampitomboana ny hetra alaina sy ny fanitarana ny fitakian-ketra amin’ny sehatra maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Actualités.FAMATSIANA HERINARATRA Nahatonga solika 42.000 litatra ho an’Ambositra ny Jirama

Nanomboka nandeha tsy tapaka ny herinaratra tao Ambositra omaly talata 16 septambra 2014 vokatry ny fahatongavan’ny solika avy aty Antananarivo. Voafetra ihany anefa io solika tonga io satria 42 000 litatra monja ka ato anatin’ny herinandro dia mety hiverina indray ny delestazy raha tsy misy solika vaovao tonga amin’ny alatsinainy 22 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Actualités.Fanondranana harem-pirenena sy hazo sarobidy Mody fanina sy manampin-tsofina tanteraka ny fanjakana

Nilaza ireo fiarahamonim-pirenena miaro ny tontolo iainana fa minia manampin-tsofina sy mody fanina tanteraka ny fanjakana manoloana ny firongatry ny fanondranana hazo sarobidy sy ny harem-pirenena amin’izao fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Septambra 2014
Actualités.Fibodoana tany ao Ambendrana Andilamena Manampahefana no mandroaka ny vahoaka

Mijoro ny vahoaka any Ambendrana fokontany Sahavolo kaominina Andilamena, manohitra ny tetika hangalana ny tany izay efa nipetrahan’izy ireo am-polony taona maro. Tany amin’ny taona 1928 no efa nisy nanajary ny tany tao Ambendrana

Hamaky ny tohiny
FTT