- Alakamisy 18 Septambra 2014
Actualités.Tale Jeneralin’ny “Douanes” Misy fanovana goavana eo anivon’ny fadintseranana malagasy
Iaraha-mahalala ankehitriny, hoy Atoa Raminomanana Harizaka Tale Jeneralin’ny “douanes” am-perinasa teny Antaninarenina omaly, fa any ivelany any dia efa tsy laharam-pahamehana amin’ny fampidiran-ketra ao amin’ny firenena intsony ny eo anivon’ny fadintseranana noho ny fivoaran’ny teknolojia sy ny fivoaran’ny tsenam-barotra iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohiny