• Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Magro Behoririka Matoky ny fodian’i Dada ary miandry fandaminana

Niavaka ny hetsika tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alatsinainy fa niverina nitombo ny isan’ny olona tonga nanatrika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Manda S.A Efa mibanjina ny fetin’ny faran’ny taona ara-tsakafo

Mbola naverin’ny orinasa Manda S.A nankafizin’ny vahoaka teny Andohalo indray tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo iny ny fampingaroana ny vokatra hazandranomasina masaka sy legioma malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Paul Rabary tao Toamasina Nitsidika ny ivontoerana manabe ireo mpianatra nitsoaka an-daharana

Mpianatra miisa 1.400 no tafaverina an-tsekoly taorian’ny fialana sy fitsoahana ary tsy fandehanan’izy ireo an-tsekoly vokatry ny krizy teo ho an’ny faritra Atsinanana. Nitsidika ivontoerana iray ho fanabeazana mialoha azy ireo alohan’ny hiverenany amin’ny tena fampianarana ireo ankizy amin’ny taom-pianarana 2014 – 2015, ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Atoa Rabary Paul

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.QMM sy MRL Himo-Antsirabe Miara-miasa amin’ny rafitra sy fanamboaran-trano

Nivoaka tamin ny fomba ofisialy ireo mpiofana 26 nomena fiofanana ny zoma tamin’ny alalan’ny fiaraha-miasan'ny tetikasa Fasimainty sy ny MRL Himo avy any Antsirabe. Fiofanana naharitra enim-bolana izy io. Nialohavana lesona ary narahana fampiharana. Asa rafitra hazo, fanamboarana trano fametrahana herinaratra ..

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Toamasina. Mpandraharaha maty nisy namono, very ny 10 tapitrisa ariary

Mpandraharaha mipetraka any Toamasina sy avy eto Antananarivo no maty nisy namono ary very tamin’izany ny vola 10 tapitrisa ariary

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Septambra 2014
Actualités.Asan-jiolahy ao Toamasina Maty voatifitry ny polisy i Filondray Valisoa

Ela nitanana basy tsy nampandry fahalemana ny tanànan’i Toamasina noho ireo fanafihana mitam-basy nataony i Filondray Valisoa, na fantatra amin’ny solon’anarana maromaro toy ny Mana, Meja, Vala…

Hamaky ny tohiny
FTT