• Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.ANDRANOVORY - TOLIARA Zazalahy namono bibilava, maty niolan-tenda sady nivalomainty

Ankizilahy 10 taona avy niandry omby no namoy ny ainy tamin’ ny fomba hafahafa tsy mampino niolan-tenda ny sabotsy teo, tany Andranovory Toliara II

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Fampiasana akora simika Mila mahazo alalana mialoha

Tamin’ny taona 1997 ny firenena malagasy no namoaka lalàna mikasika ireo voka-dratsin’ny fiparitahan’ireo karazana akora simika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Fidirana ao amin’ny tsenan’ny Comesa Mila mandoa 400 000 dolara i Madagasikara

Manana hatramin’ny 28 oktobra 2014 ny firenena Malagasy hamenoana ireo mason-tsivana fanamorana fanitsiana tsena miaraka amin’ny antontan-taratasy eo anivon’ny tsena iombonan’ny faritra tapany Afrika atsinanana sy atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Coum 67 ha Raikitra ny hetsika tsena maty anio talata

Tsy mihemotra amin’ny fanapahan-keviny ireo mpivarotra etsy amin’ny Coum 67 fa hiroso amin’ny hetsika Tsena maty anio talata 24 septambra ho fiaraha-mientana amin’ny fizotran’ny fitsarana hatao etsy amin’ny tribonaly Anosy mikasika ny tany fivarotana hifandroritan-dry zareo amin’ny Seimad ankehitriny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Jamba mifampitantana

Manao ny fampandehanan-draharaha fotsiny no ataon’ny mpitondra fanjakana eto amintsika amin’izao fotoana satria tsy misy ny asa goavana azo tanterahana, noho ny tsy fisian’ny vola. Ambinkambin’asa nandrimbinana tamin’ny isa tahiry teo am-pelatanana no hanaovana asa madinika dia tokanana etsy sy eroa avy eo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Fahasalamam-bahoaka Mbola ambony ny tahan’ny areti-mifindra eto Madagasikara

Mbola ambony ny tahan’ny areti-mifindra eto Madagasikara raha ny nambaran’ny avy eo anivon’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana. Nisy ny atrikasa notanterahin’ireo komity miady amin’ny aretina tsy azo tsinontsinoavina na ireo aretina mpahazo ny tany mahantra ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT