- Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.ANKASINA Ankizivavy 11 taona, naolan’ny raibeny
Ny alahady maraina teo, tetsy 67 ha fokontany Ankasina dia ankizivavy 11 taona nanavy nijanona tao an-trano no naolan’ny raibeny 62 taona izay miara-mipetraka aminy. Tsy nisy olona tao an-trano tamin’io fa lasa nandeha nivavaka tany am-piangonana avokoa.
Hamaky ny tohiny