• Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.KAMIO NIVADIKA Olona 2 maty tsy tra-drano, 20 hafa naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana sy nandratrana olona indray tany amin’ny distrikan’ Ankazoabo Atsimo ny alahady maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Kaomisera Rafalimanana Alain Hanolotra fanomezana hafakely an’Antsirabe

Hafakely ! Hanolotra fanomezana hafakely ho an’ny tanànan’Antsirabe ny kaomisera Rafalimanana Alain, amin’ny fandraisany ny andraikitra vaovao eto Antsirabe no sady hanamarihany ny faha-53 taona nijoroan’ny polisim-pirenena teto Madagasikara. Raha ny nambarany dia hisy hetsika goavana hataony amin’ny fampanarahan-dalàna ny mponina rehetra manomboka amin’ny mpitari-posy sy ny mpitatitra izany ary ireo mpanao fandikan-dalana samihafa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.OMDA sy ny fakana vola amin’ny mpanakanto Misy tsy mpikambana nefa lasibatra

Misy amin’ireo mpanakanto eto amintsika no tsy mbola mpikambana ao amin’ny OMDA amin’izao fotoana nefa hakan’izy ireo vola hatrany. Ankoatra ny fampisehoana ataony dia ahitana ny solontenan’ny OMDA hatrany ary maka vola ana hetsiny isaky ny mandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Rehefa avy nihaona tamin’ny minisitry ny raharaham-bahiny teny Anosy

dia nanatitra ny taratasy fanendrena azy ireo hiasa eto Madagasikara teny amin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha omaly ireo masoivohona firenena vahiny vaovao 3

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Tontolon’ny lamaody sy ny famoronana Hotanterahina amin’ny volana Desambra ny Tendance Show 2014

Hotanterahina amin’ny volana desambra ho avy izao ny hetsika mahakasika ny lamaody sy ny famoronana Tendance Show 2014 eny amin’ny café de la Gare Soarano. Hita ao avokoa raha ny nambaran’ny mpikarakara ny mahakasika ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Fanafihana teny Ampanotokana 1 tapitrisa ariary voaroba, olona 1 naratra voatifitra

Jiolahy sivy lahy nirongo basy indray nanafika tokantrano telo samihafa tao Ambatomitsangana, kaominina ambanivohitra Ampanotokana, ny alin’ny sabotsy teo

Hamaky ny tohiny
FTT