• Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Ivato Nisy nivarotra ny tanin'ny zandarimaria ?

Na teo aza ilay fanapahan-kevitra noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra mampiato ny fivarotana na famindrana tanim-panjakana amin’olon-tsotra dia hita fa miroborobo indray izao ny fivarotana tany amin’ny vidiny mora,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.TAPATAPANY

Nangatsiatsika ny mponina tao Toliara tsy toy ny fahita mahazatra rehefa mandray filoham-pirenena nandritra ny fitsidihan’ny filoha Rajaonarimampianina tany an-toerana ny alarobia teo. Nafotaka anefa ny fanentanana ny olona ho avy hitsena hatreny amin’ny seranam-piaramanidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Tsy fahafahana mifoka sigara amin'ny toerana be olona Hihatra manomboka anio

Hihatra manomboka anio zoma 03 oktobra eto amintsika ilay didim-pitondrana laharana 29.511/2013 mandrara ny tsy fahafahana mifoka sigara amin'ny toerana be olona na mihiboka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Voka-dratsin’ny fampiasana arina fandrehitra Zaza efapolo isan’andro no maty

Mampivarahontsana ny zava-miseho raha ny nambaran’ny fikambanana iray misehatra amin’ny fitrandrahana angovo azo havaozina. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa dia zaza efapolo isan’andro no maty manerana an’i Afrika vokatry ny fampiasana arina fandrehitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Vokatry ny hamamoana Sady voaendaka no vaky loha ilay raim-pianakaviana

Raim-pianakaviana iray tokony ho 59 taona no hitan’ny mpandalo nitsirara sady naratra mafy teo amin’ny lohany omaly tetsy Isotry tokony ho tamin’ny 6ora maraina. Raha ny filazan’ireo nahita dia mety voaendaka izy io satria tsy hita avokoa ny zavatra teny aminy hatramin’ny kirarony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Oktobra 2014
Actualités.Madagasikara Ifandrombahan’ireo firenena matanjaka

Tsy kisendrasendra akory ny fijoalajoalan’ireo fotodrafitrasa goavana masoivohon’ireo firenen-dehibe tahaka an’i Etazonia, Sina na Rosia eto Madagasikara. Antony goavana mahatonga ireo firenena matanjaka sy vaventy mpikambana ao amin’ny G8 no miezaka mampiroborobo ny fiaraha-miasan’izy ireo amintsika amin’izao vanim-potoana izao ireo karazana harena hita eto Madagasikara, araka ny fanamarihana nataon’ny tompon’andraiki-panjakana vahiny iray.

Hamaky ny tohiny
FTT