- Zoma 10 Oktobra 2014
Actualités.Mampiesona
Herintaona latsaka aty aorian’ny fifidianana, fantatra izao fa vola be no notaterina tamin’ny
Hamaky ny tohinyHerintaona latsaka aty aorian’ny fifidianana, fantatra izao fa vola be no notaterina tamin’ny
Hamaky ny tohinyHatry ny omaly hariva dia mbola nanaraka fitsaboana hentitra tao amin’ny « urgence » n’ny hopitaly HJRA ny minisitry ny fiompiana Randriamampionona Joseph na Dadafara no hahafantaran’ny olona azy kokoa. Araka ny fanadihadiana natao dia tazo miampy fahavizanana tanteraka (fatigue générale) no manjo an’ity minisitra ity
Hamaky ny tohinyMaro ny trangam-piarahamonina mahatsikaiky hita sy misy amin’izao. Efa mivadika ve ny tany sa mihavery ny soatoavina malagasy ? Noho ny resaka ady vehivavy dia tsy nahalala menatr’olona intsony ireto mpianaka nifamono imasom-bahoaka. Tsy vitan’ny fifamaliana am-bava intsony ny resaka teo,
Hamaky ny tohinyTena sahiko ny milaza fa voahodidina mpamahan-dalitra ny filoha Hery Rajaonarimampianina, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas izay anisan’ny mbola mafana fo amin’ny fanohanana azy.
Hamaky ny tohinyNy fampifangaroana ny ban-kira avy atsy Afrika atsimo amin’ny tsapiky toto-tanana malagasy.
Hamaky ny tohinyNijery ifotony mikasika ity trafika na nikela tratra tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny talata tokony ho tamin’ny 08ora alina ity, ny ladoany, ny Mictsl nidirany, ny tetikasa Ambatovy sy ireo mpitandro ny filaminana samy hafa voaantso hisahana ny fanadihadiana ny raharaha ; tao anaty kaontenera CXDU 161523/2 – TRHU 302753/4 – TGHU 072680/8.
Hamaky ny tohiny