• Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Ambolamena Bongatsara Hiasa manomboka anio ilay EPP vaovao

Mba ho fanampiana ireo mpianatra ao amin’ny Fokontany Ambolamena, kaominina Bongatsara tsy handeha dia an-tongotra lavitra rehefa mamonjy sekoly dia nahazo EPP vaovao izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Ady tany eny Ankadimbahoaka Aza ampiana kitay ny afo efa mirehitra hoy Rasambozafy Cyrille

Nifamotoana teny Ankadimbahoaka misy an’ireo olona rava-trano noho ny nafitsoky ny Filatex farany teo tamin’ny sabotsy ireo andian’olona rehetra rava trano sy mbola ho kasaina ho ravan-trano eto amin’ny manodidina an’Antananarivo, toy ny avy eny Anosimahavelona, Maroroho, Ankazotoho izay efa misy olona enina sahady izao no nampanantsoin’ny mpitandro ny filaminana ho halaina am-bavany noho ny fihetsiketsehana fanoherana nataon’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Boriborintany faha-6 Hangatahin’ireo olom-boafidy ho lasa kaominina manokana

Nilaza ny solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborintany fahenina eny Ambohimanarina fa tokony hatao kaominina manokana ny eny an-toerana. Araka ny voalazan’izy ireo dia efa mahafeno ny fepetra ho amin’izany ny eny amin’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Kely sisa…

Ela ihany izay niandrasan’ny zanak’i Dada ny fiverenany izay, fa amin’ity indray mitoraka ity vao tena ho izy !Tsy azo atao maimaika tena mila fandinihana lalina ny fodian’ity filoha teo aloha ity an-tanindrazana satria maro ihany ny tantara ratsy nitranga taty Afrika.Ka rehefa tena tsy hita izay hanapenam-bava ilay mpitondra tsy mety manaraka ny didy jadon’ny mpanjantany dia ny famonoana azy an-kolaka no atao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Emmanuel Rakotovahiny Mbola velona ny UNDD ary mbola izaho no filohany

Nifoha tamin’ny torimasony koa ny antoko UNDD ka nambaran’Atoa Emmanuel Rakotovahiny fa eo am-panaovana fanisana vaovao ny mpikambana manerana ny Nosy ry zareo ankehitriny, Antsiranana, Toamasina, Toliara, Fianarantsoa, mba hahafahana miatrika ny fifidianana ho avy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Fanafihana mitam-piadiana Voasambotra ihany i Maka

Nisy jiolahy nanafika ny sekolin-dry masera Notre Dames de Lourdes ao Toamasina omaly maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany. Jiolahy efatra no nanafika ireo masera eo am-piomanana hivavaka maraina tao amin’ny sekoly, ka lasa tamin’izany ny vola 40.000 Ar. Nihevitra ireto jiolahy fa be vola ny sekoly amin’izao fidiran’ny mpianatra izao

Hamaky ny tohiny
FTT