• Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Delestazy lavareny ao Toamasina Mitsangana ny vovonana hitaona ny olona hidina an-dalambe

Nipoitra indray ingahy Rakotomalala Henry na Riribe amin’izao delestazy lavareny mihatra amin’i Toamasina izao, ary vao mainka miha mafy tato ho ato. Misy fokontany tsy mahazo jiro afa-tsy adiny telo monja isan’andro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Distrikan’i Betafo Mirongatra indray ny halatra omby

Mirongatra indray ny halatra omby any amin'ny Distrikan'i Betafo tato anatin'ny iray volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Nandavaka ny fasana ilevenany

Nilalao afo ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina tamin’ity raharaha Marc Ravalomanana ity. Namorona olana vaovao indray kanefa ny olana efa misy aza tsy voavaha. Voaporofo indray fa malemy sy marefo ilay fitondram-panjakana. Amin’ny fomba ahoana moa no inoana fa dia tena tsy nahafantatra na inona na inona tamin’ny fahatongavan’ingahy Ravalomanana teto ny manampahefana ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Fanondranana hazo sarobidy Ny any ivelany indray no sarotiny alohantsika Malagasy

Tena mampalaza ratsy an’i Madagasikara mandrak’androany ny fanondranana hazo sarobidy an-tsokosoko izay tena niroborobo tokoa hatramin’ny nisian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.FANARAHAM-PENITRA Hiitatra hatrany amin’ny fampianarana momba ny sakafo

Ny asa fanamboaran-trano sy ny sakafo no mbola hita tena tsy manara-penitra indrindra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Oktobra 2014
Actualités.Fikambanana INNER Wheel Mahajanga Nitondra fanampiana ireo mpianatra tao amin’ny EPP Ampitolova

Tsy nanadino ireo mpianatra tao amin’ny EPP Ampitolova ny fikambanana INNER Wheel tao Mahajanga amin’izao fidiran’ny mpianatra izao. Nanolotra fitaovam-pianarana an’ireo mpianatra izay miisa 243 tao amin’ny EPP io ireo mpikambana ka notsinjaraina tamina kilasy dimy misy

Hamaky ny tohiny
FTT