• Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Andro iraisam-pirenena andavana ny fahantrana Nangigina ny fankalazana ny 17 oktobra tao Toliara

Tsy nisy nanohina ny antso sa tsy nisy nihaino, fa nangingina tsy toy ny isan-taona ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena andavana ny fahantrana ny 17 oktobra, tany Toliara, izay natao tao amin’ny « Jardin de la mer » amoron-driaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Sambava Hitarika olona hidina an-dalambe ny depiote

Mafana ny toe-draharaha any Sambava. Milaza ny hitarika olona hitokona ao amin’ny “parcage” taloha ao Antanifotsy ny solombavambahoaka Mamangy Norbert voafidy tamin’ny lisitra “Trano Kasaka” raha nivahiny tamin’ny haino aman-jery tsy miankina iray ao an-toerana ny alin’ny sabotsy teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.ONIVERSITE MAHAJANGA Tsy mazava ny tena tian’ny fanjakana atao ?

Anisan’ireo oniversite milamina sy tsara indrindra ny ao Mahajanga. Maro ireo sampam-pampianarana nisokatra nandritra ny fitondrana nisesy tao an-toerana izay nampiavaka io anjerimanontolo io

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Toekarena eran-tany I Chine no matanjaka indrindra

Nivoaka ny fanambarana ofisialy avy amin’ny tahirimbola iraisam-pirenen‘ny FMI fa dia i Chine no firenena matanjaka ara-toekaena indrindra eto ambonin’ny tany, resiny i Etazonia rehefa natao ny fampitahana ny tarehimarika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Fandotoana ny mpitolona Naely ny tsaho fa hisy ny OPK ao Antsirabe

Sangy ratsy sa misy olona tiana hosamborina indray ? Miverina indray ny fomba ratsin’ny mpitondra ao Antsirabe amin’izao fotoana. Niniana naely indray mantsy ny faramparan’ny herinadro teo fa hisy OPK na “Operation Karana” indray eto Antsirabe ary niparitaka, hono, ny trakta nilaza ny fisian’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Oktobra 2014
Actualités.14 oktobra Adino tanteraka ny fanamarihana azy teto an-drenivohitra

Tena hadino tanteraka ny fankalazana ny fetin’ny Repoblika voalohany, ny 14 oktobra teto an-drenivohitra raha nahenoana akony ihany tany Mandritsara toerana nahaterahan’ny filoha Philibert Tsiranana tamin’ny talata teo. Tsy mba nisy na tamingana olona na fikambanana iray aza tonga nanatitra voninkazo tetsy amin’ny tsangambaton’ity rain’ny fahaleovantena ity tetsy Antaninarenina tamin’io andron’ny 14 oktobra io. Ireo sendra nametraham-panontaniana teny an-toerana aza moa somary sanganehana ny amin’ny tsy fahafantaran’izy ireo mazava an’ity daty malaza ho an’ny firenena ity.

Hamaky ny tohiny
FTT