• Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.Toby mitaiza ireo zanaky ny zandary efa maty Notolorana fitaovana fahandroan-tsakafo mandeha amin’ny herin’ny masoandro

Nahazo fahandroan-tsakafo mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny toby mitaiza ireo zanaky ny zandary maty am-perinasa ao Arivonimamo. Fanomezana avy tamin’ny alalan’ny fikambanam-behivavy Soroptimist International Club Antananarivo Doyen izy io niarahana tamin’ny Club Vevey any Suisse sy ny ADES

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.Vahoaka Malagasy Dodona amin’ny tena fampandrosoana

Herinandro katroka omaly no nigadona teto an-tanindrazana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Herinandro izay no nakana an-keriny azy tao amin’ny trano fonenany sy nitazonana azy lavitry ny ankohonany sy ireo mpiara-dia aminy any amin’ny tapany avaratry ny Nosy eo am-piandrasana ny fanapahan-kevitra matotra horaisin’ny fanjakana mahefa tarihin’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.Vola sandoka tao Antsirabe 1.180.000 Ar saika hamidy solika

Mbola miverina indray ny vola sandoka ao Vakinankaratra ary tamin’ny endrika hafa indray izany satria solika no saika hovidiana taminy raha omby no tratra farany teto. Vola sandoka mitentina 1.180.000

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Fikambanana Ambany tanàna Hijoro ho elanelam-panahy

Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny, hatramin’ny nigadonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana teto an-tanindrazana indray, ka isian’ny fanehoan-kevitra sy fihetsika samihafa mitory tsy fitoviam-pijery eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Vondrona VMSA Fa taiza tamin’ny 2009 ?

Rakotra ireo mersenera politika ny haino aman-jery teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo, mamono afo manoloana ny hatezeran’ny mpomba ny filoha Marc Ravalomanana taorian’ny nisamboran’ny Fanjakana ity farany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Oktobra 2014
Actualités.Famakiana magazay misy siramamy Nanamora ny halatra ireo mpiambina tsy miankina

Tsy nahalala ny fahavakisan’ny magazainy akory ity teratany karana mpandraharaha amin’ny fanafarana entana madinika avy any ivelany. Efa voasambotry ny FIP tamin’ny alalan’ny vaovao azony ireto jiolahy miisa 25 mianadahy

Hamaky ny tohiny
FTT