• Alatsinainy 27 Oktobra 2014
Actualités.Hala-jaza Efa teny an-tanan-dramatoa ilay zaza vao nifamonjena

Vehivavy iray manodidina ny 40 taona teo ho eo indray no efa saika matin’ny fitsaram-bahoaka tao amin’ny Fokontany Ambalavato atsimo omaly zoma 24 oktobra tolakandro noho ny resaka hala-jaza. Raha ny nambaran-dRtoa Rahantarimanana Fleurette, lehiben’ny fokontany dia nahazo antso an-tariby ny tenany fa nisy olona tratran’ny fokonolona niditra ny fefin’olona ka nibata zazavavy kely 3 taona nilalao teo an-tokotany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Oktobra 2014
Actualités.NANDRIAKA INDRAY NY RA TAO AMBOSITRA Olona iray no maty, telo hafa naratra mafy

Nipoapoaka ny basy tao amin’ny fokontany Morafeno-ambany, kaominina Ambositra-I ny sabotsy 25 oktobra hifoha alahady 26 oktobra 2014 tokony ho tamin’ny 10 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Oktobra 2014
Actualités.Olivier Rakotovazaha Tsy nandika lalàna i Marc Ravalomanana ka havereno any an-tranony

Roa volana latsaka izay mialoha ny hidirako “bloc opératoire” no niantso ahy ny filoha Ravalomanana nanontany ny hevitro momba ny fanoherana. Efa ela isika no tokony ho nanohitra, hoy aho, fa ianao no nilaza hoe tohano dia nanohana izahay

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Oktobra 2014
Actualités.Tanora mpanao politika Tokony hahay haka lesona tamin’ny lasa isika

Tokony hahay haka lesona tamin’ny zava-nisy ny mpanao politika Malagasy, hoy i Rakotomalala Tokindray sy Andrianjakamanana Haja mpanao politika tanora vonona hirotsaka hanarina ity sehatra ity ho any amin’ny tsaratsara kokoa. Ny zava-nisy mantsy, hoy izy ireo, dia tsoahin’ny mpitondra fanjakana eto amintsika foana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Oktobra 2014
Actualités.Fandriampahalemana Miverina ny fanamelohana ho faty ?

Tratran’ny polisy vao maraina ny alakamisy 23 oktobra 2014 ireto tanora mpangalatra efa matetika mampikaikaika ny mponina ao Toliara. Voatifitra ary maty tsy tra-drano izy roalahy. Nisento tokana ny mponin’i Toliara fa nihena ny jiolahy na izany aza toa lasa fahazaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.Karama tsy voaloa Ny 31 oktobra no fe-potoana farany omen’ny AMCT ny fanjakana

Ny mpikambana rehetra tao amin’ny Kongresin’ny Tetezamita izay mivondrona ankehitriny ao amin’ny fikambanana AMCT (Anciens Membres deu Congrès de la transition) nijoro ofisialy tamin’ny 18 febroary 2014 ary nivory maimaika teny amin’ny 67 ha omaly, dia

Hamaky ny tohiny
FTT