- Alarobia 29 Oktobra 2014
Actualités.Ambatondrazaka 15 tapitrisa ariary no nanavaozana ny tsena fivarotan-kena
Faly sy ravo ireo mpivarotra ao Ambatondrazaka fa tontosa ny fanatsarana ny toerana hivarotan‘izy ireo hena. Mitentina 15.000.000 ariary ny vola lany tamin’ny fanatsarana izany tsena izany ka ny 3.000.000 ariary dia fandraisana anjara avy amin’ny kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka fa ny ambiny kosa dia tamin’ny fandaharanasa PGDI.
Hamaky ny tohiny