• Alakamisy 30 Oktobra 2014
Actualités.Banky Foiben’i Madagasikara Rasolofondraibe Alain Hervé no Gorvernora faha-8

Voatendry ho Governoran’ny Banky Foiben’i Madagasikara Rasolofondraibe Alain Hervé. Noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra natao omaly teny Iavoloha ny didim-panjakana fanendrena azy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Actualités.Fahasahiana tsy roa aman-tany Lehilahy mamon-drongony nitora-bato « commissariat de police »

Sahy ny olona amin’izao. Izy mamo indray no miantso polisy, hoy ny fiteny mahazatra, ary tanteraka ara-bakiteny izany ny alahady teo, tany Toliara. Lehilahy iray monina ao Andaboly Toliara, mamon-drongony vao maraina no nitora-bato nirarakopana ny « commissariat de police »kaomisarian’ny polisy ao Betania, ny alahady teo, tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany. Tsy vitan’izay fa mbola niditra an-keriny tao amin’ny biraon’ny polisy ihany koa ity lehilahy ity, ary niraradraraka ny ompa sy teny ratsy nihatra tamin’ireo mpitandro filaminana niasa sy niandry raharaha tamin’io andro io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Actualités.Fitsarana avo momba ny lalampanorenana. Jean Eric Rakotoarisoa no filoha vaovao.

Fantatra nandritra ny fivoriana mihiboka nataon’ireo mpikambana avy eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana omaly fa dia Atoa Jean Eric Rakotoarisoa no lany ho filoha vaovao eo anivon’ity andrim-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Actualités.Ambinanikely - Tolagnaro Finday niteraka hain-trano nahatsiravina

Tratry ny ny tsy nampoizina ny iray tanàna vokatry ny hain-trano niteraka fahasimbana zavatra maro toy ny entana, fanaka, fitafiana,vary …

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Oktobra 2014
Actualités.Varotra rongony Nisambotr’olona teny Anosipatrana ny polisy

Lehilahy iray efa malaza ratsy amin’ny fivarotana rongony antsoina hoe Solo na Randrianasolo Rolland, 51 taona eny amin’iny faritra Anosipatrana iny no voasambotry ny polisy ny talata 28 oktobra 2014, tamin’ny 1 ora antoandro teo ka tratra tao an-tranony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Oktobra 2014
Actualités.SSME Amoron’i Mania Tao Ambatofitorahana ny fanokafana ofisialy

Notanterahina tao Ambatofitorahana, distrikan’Ambositra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny herinandro ho an’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza (SSME) ho an’ny faritra Amoron’i

Hamaky ny tohiny
FTT