• Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.Vaky trano sy fandrobana Voasambotra i Roland, lehiben-jiolahy ikoizana

Manoloana ny fiparitahan’ny basy vita gasy, ny rongony, vola sandoka … mampirongatra ny fanafihana mitam-piadiana ao Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.Zaza tsy tafiditra an-tsekoly Ny zanaky ny mananontena no maro an’isa

Ny zanaky ny mananontena no tena maro amin’ireo zaza tsy tafiditra an-tsekoly raha ny nambaran’ny fikambanana MI.FA.MA (Miasa ho Fampandrosoana an’i Madagasikara).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Actualités.DELESTAZY LAVARENY Mikaikaika ireo mpandraharaha

Tsy misy izay tsy mikaikaika amin’ny delestazy lavareny misy eto amintsika ireo mpandraharaha. Voakasik’izany manokana ireo miasa amin’ny sehatra mila herinaratra toy ny Poissonnerie Manda, orinasa iray mpivarotra ireo karazana hazandranomasina rehetra misy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Actualités.Governemanta Efa manoman-tena ireo te ho minisitra

Mitsingevaheva ny governemanta Kolo Roger. Na eo aza ny dokambarotra ataon’ny vondrona parlemantera Hery Vaovao ho an’i Madagasikara milaza fa mananika ny 110 ankehitriny ireo solombavambahoaka nanao sonia manohitra ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta Kolo, dia mandiso izany ny fihetsiketsehana hita ety ivelan’ny Lapan’i Tsimbazaza. Efa manoman-tena fatratra ireo te ho minisitra ao anaty governemanta vaovao hijoro eo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Actualités.Fanokafana ny orinasa TIKO Tsy nitana ny teniny i Jules Etienne

Aza manao ririnin-dasa tsy tsaroana ! Nazava ny tenin’ny Minisitry ny indostria sy ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina ary ny orinasa madinika sy salantsalany, Dr Jules Etienne Roland teo anatrehan’ny solombavambahoaka teny Tsimbazaza ny alarobia 18 jona 2014, raha namelabelatra ny politikan’ny minisitera sahaniny amin’ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Oktobra 2014
Actualités.Ivato Aéroport Misitraka ny tetikasa WSUP

Am-periny ny fanadihadiana miaraka amin’ny fisoratana anarana ho an’ireo fokontany te-hahazo fotodrafitrasa vatsian’ny tetikasa Wsup ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ivato Aéroport. Miara-misalahy amin’ny fanatontosana ireo asa fampidiran-drano, fananganana lavapiringa ary toerana fanasan-damba ny Care International, Enda OI, Water Aid, ny

Hamaky ny tohiny
FTT