• Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.Fokontanin’Anjoma Toamasina In-4 nirefotra ny basy, jiolahy mpamaky trano iray tratra

Samy nanamafy ny hidim-baravarany sy samy nihainohaino ny fandehan-javatra ny mponina tao Anjoma Toamasina ny sabotsy nifoha ny alahady tokony ho tamin’ny 01ora sy sasany raha nahare feom-basy napoakan’ny polisy tamin’ny fanenjehana jiolahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.Jean-Marc Koumba Tsy nohajaina ny zony hanana mpisolovava

Nafindra any Antsiranana ny zoma teo i Jean-Marc Koumba sy ireo mpiasan’ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) efatra nosamborina taorian’ny fitoriana nataon’ny ACM tamin’ny nahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ny alahady 12 oktobra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.MAMPIESONA

Miafina ao ambadiky ny fahaleovantenan’ny Fitsarana ny filoha Hery Rajaonarimampianina momba ny raharaha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.Pety Rakotoniaina Nosamborina tao Ikalamavony

Nosamborin’ny zandary teny amin’ny toerana fihadiana vato tamin’ny zoma teo ny vatan-dehilahy telo ary avy tamin’ireo no nitadiavany ny nisy ny PDS-n’i Fianarantsoa teo aloha, Pety Rakotoniaina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.Resaka famerim-bola Novelesin-janany tavoahangy ny rainy, naratra mafy vaky loha

Resaka famerim-bola. Raikitra ny sakoroka tamin’ireto mpianaka niara-nisotro tao anaty «bar » iray tao Mahavatse Toliara, ny alin’ny zoma teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Novambra 2014
Actualités.RN7 Ambatofitorahana Fiara efatra potiky ny tora-bato

Miverina indray ny sakan-dalana amin’iny lalam-pirenena faha-7 mihazo an’i Fianarantsoa iny. Anisan’ny toerana tena hitrangan’izany matetika eo Ambatofitorahana, Distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
FTT