- Talata 04 Novambra 2014
Actualités.Joel Ralaivaohita Hitondra rivo-baovao amin’ny asa fanaovan-gazety
Teny filamatra ho an’ny kandida Joel Ralaivaohita ny fahalalahana sy ny fihavaozana. Navoitrany nandritra ny fandalovany tany Ambatondrazaka omaly alatsinainy fa hitondra zava-baovao ny tenany eo amin’ny fitantanana ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety
Hamaky ny tohiny