• Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.FENO GISLIN HENRI Lany ho solontenan’ny mpitsara ao Mahajanga eo anivon’ny CSM

Kandida 6 no mpifaninana tamin’ny fifidianana izay ho solontenan’ny mpitsara eo anivon’ny CSM na “conseil Supérieur de la magistrature» ka i Feno Gislin Henri no lany ho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.Delestazy lavareny ao Toamasina Hanomboka hipoaka ny sarom-bilany

Mampiantso fivoriana maika ao amin’ny kianja mitafon’i Soavita ireo fiarahamonim-pirenena anio zoma amin’ny 3 ora tolakandro, entina handinihina ny momba ity resaka delestazy tsy misy fiafarany ao Toamasina ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.Fanokafana ny orinasa Tiko Fampanantenana iray hafa tsy tanteraka

Laharam-pahamehana ho an’ny fitondram-panjakana malagasy ny fanapariahana ny taozava-baventy miaraka amin’ny fanatsarana ny sehatry ny indostria ary ny famerenana ny Agoa, hoy ny minisitry ny Indostria, ny sehatra tsy miankina ary ny orinasa madinika sy salantsalany Jules Etienne volana vitsivitsy lasa izay nanoloana ireo solombavambahoakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.Fikambanana “IMT” Nanolotra “tables bancs” tao Analamalotra

Mitohy hatrany ny asa soa fanaon’ireto tanora navondron’ny tambajotra « facebook » ao Toamasina, antsoina hoe « Ino Maresaka à Tamatave » na IMT, ireto ka taorian’ny fanampiana tamin’ny fanadiovana ny « place bien aimé »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.Ambohitsara-Mandoto Azon’ny miaramila sy ny fokonolona ireo omby nalain’ny dahalo

Sesilany indray ny asan-dahalo ao amin’ny Distrikan’i Mandoto. Saika isak’alina dia ahenoana izany indray tato ato, ankoatry ny sakan-dalana ataon’ireo jiolahy amin’ny fiara mpitatitra amin’ny lalam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.Belanitra Ilafy Misy tetika maizina handroahana ireo tantsaha

Velon-taraina ny tantsaha eny amin’ny manodidina an’i Belanitra Ilafy iny noho ny fahamainan’ny tany, ka nahatara ny fambolem-bary tamin’ity taom-pambolena 2014-2015 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT