• Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Rongony 15 kilao avy any Ambalamainty Tratra tao Mahajanga

Ramatoa iray avy any Ambalamainty Port- Bergé no saika hikasa hivarotra rongony milanja 15 kilao tao Mahajanga no sarona’ny mpitandro ny filaminana tao anatin’ny taksibrosy. Araka ny fanazavana azo dia natao tao anatin’

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Tovovavy 3 tsy ampy taona nanaraka lehilahy Tsy hita popoka nandritra ny 4 andro

Matetika amin’ny tranga fanodinkodinana sy fiarahana amin’ny zaza tsy ampy taona ao Toliara ao, dia vitavita ho azy amin’ny fandoavam-bola sy raharam-pihavanana ny raharaha, ka hanairana ny sain’ny tompon’andraikitra mba handray andraikitra amin’izay amin’ny fampiharana ny lalàna velona misy, na dia eo aza ny fomban-tany. Fa raha izao no mitohy dia potika tanteraka ny zazavavy, lasa kely veta sy entam-barotra hivelomana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Eto an-drenivohitra ny pesta Tsy voafehin’ny Dr Kolo Roger ny minisiteran’ny fahasalamana ?

Faritra telo dia Bongolava (Tsiroanomandidy), Alaotra Mangoro (Andilamena) ary Analamanga (Antananarivo I) izao no nahitana trangan’aretina pesta. Malagasy efa roapolo mahery no namoy ny ainy tao anatin’izany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.BERAKETA SAKARAHA Basy Kalachnikov roa teny amin’ny dahalo, azon’ny mpitandro filaminana

Basy Kalachnikov miisa telo nampiasain’ireo dahalo tamin’ireo dimy very tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana no tafaverina amin’ny mpitandro filaminana amin’izao, vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Kalony sy ny mpitandro filaminana tamin’ny fampiharan’ny fokonolona ny « Dina Be » any amin’ny distrikan’i Betioky Atsimo sy Sakaraha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.CEG Ratsimilaho Toamasina Nahazo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena

Nasiam-panamboarana ny kianja filalaovana ara-panatanjahantena eo anivon’ny CEG Ratsimilaho. Anisan’izany ny kianja fanaovana hazakazaka (athlétismes) izay fanaovan’ireo klioba fanazaran-tena ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Novambra 2014
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy ao Toamasina Nitsangana ny vondrona “clinique juridique”

Ady amin’ny kolikoly, fiarovana ny zon’ny mponina sy ny fianakaviana marefo, tohana ho an’ny fanatsarana ny asam-pitsarana sy ny fitondrana, ady amin’ny herisetra atao amin’ny ankizy sy ny vehivavy, ady atao amin’ny herisetra rehetra, ary ady amin’ny fanodinkodinana sy fivarotana olona sy ny fananany

Hamaky ny tohiny
FTT