- Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Fetin’ny faran’ny taona Manao izay isarihana ny mpanjifa ireo tranombarotra
Amin'izao ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona izao dia magazay maro manerana ny Nosy no manao tolotra samihafa isarihana ny mpanjifa. Anisan' izany ny tranombarotra Baolai izay mikarakara "Tombola" goavana
Hamaky ny tohiny