• Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Talata Volonondry Mateti-pitranga ny vaky fasana sy halatra omby

Nitranga matetika tao anatin’ny roa volana izao ny vaky fasana tao amin’ny kaominina Talata Volonondry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Tanora Malagasy 2% monja no sahy miditra mandraharaha

Tsy sahy miditra eo amin’ny sehatry ny fandraharahana ny ampahany betsaka amin’ny tanora Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Tetibolam-panjakana 2015 Eo am-pandinihana azy ireo depiote

Omaly tolakandro no nanomboka nandinika ny volavon-dalàna momba ny tetibola 2015 ny depiote eny Tsimbazaza, tonga dia nisy avy hatrany ny fanamarihana sy fangataham-panitsiana naroson’izy ireo .Anisan’izany ohatra ny momba hetra alaina amin’ny akora fototra fanamboarana savony izay afarana avy anyielany ;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.INAY ANIE AHO MBA DAHALO !

Inay anie aho ry sakaiza, Mba dahalo tonga saina, Ka tsy alefa n`aiza n`aiza Fa avela ho afa-maina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Tambajotra OTIV Alaotra Mangoro Fahombiazana ny 20 taona lasa

Fotodrafitrasa lehibe iray mitentina 30 tapitrisa ariary no tsangambato faha-20 taona ny tambajotra OTIV Alaotra Mangoro. Manodidina 60.000 ankehitriny ny isan’ny mpikambana ao ka ny sehatry ny fampisamborana momba ny famokarana no tolotra betsaka mampiasa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Ady amin’ny aretina diabeta Mitohy ny fitiliana maimaimpoana karakarain’ny dispansera Ekar Antanimena

Mitohy ny fitiliana maimaimpoana ny aretina diabeta karakarain’ny dispansera Ekar Antanimena

Hamaky ny tohiny
FTT