- Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Toe-draharaha any Atsimo Tsy dahalo avokoa ireo niova fo
Tsy dahalo avokoa ireo voalaza fa niova fo any amin’ny faritra atsimo, hoy ny solombavambahoaka voafidy tany Ambovombe Androy Atoa Jean Michel Henri. Araka ny fahitan’ity olom-boafidy ity ny zava misy any an-toerana dia vitsy amin’izy ireny ihany no tena dahalo fa ny ankamaroany dia ireo olona nitsoa-ponenana ka niala lavitra ny tanàna misy azy ireo.
Hamaky ny tohiny