• Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.Farihin’Alaotra Ahiana tsy hisy trondro intsony atsy ho atsy !

Mila mametraka paik’ady vaovao ny sampandraharahan’ny jono any Alaotra raha tiana ny mamerina ny habetsahan’ireo hazan-drano nampalaza iny faritra iny. Niha nitontongana hatrany ny vokatra hazan-drano tamin’iny faritra iny nanomboka ny taona 2008. Raha 1 000 Taonina ny vokatra niakatra tamin’io taona io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Madagasikara Nampitomboina 6 tapitrisa Ha ireo faritra arovana

Lasa 6 tapitrisa Ha indray ankehitriny ny faritra arovana eto Madagasikara, izany hoe nampitomboina avo 3 heny raha oharina ny tamin’ny vina Durban 2003. Nampahafantarin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tamin’ireo mpizaika any amin’ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny valanjavaboary sy ny haivoary any Sydney Aostralia

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Abatoara etsy Vontovorona Tsy nakatona fa naato

Tsy nakatona fa naato mandritra ny fotoana voafetra, efatra na dimy andro, ny abatoara etsy vontovorona raha ny nambaran’ny Minisitry ny fiompiana Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Mbola misy ny lesoka goavana

Mbola misy ny lesoka goavana tsy maintsy arenina , hoy ny talem-paritry ny BIANCO eto Antananarivo mahakasika ny ady atao amin’ny kolikoly nandritra izay folo taona nisiany izay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Ambohimamory Itaosy Trano miisa dimy no indray notetezin’ny jiolahy

Trano miisa dimy be izao no indray notetezin’ny jiolahy omaly alatsinainy maraina nanomboka tamin’ny 2 ora teny Ambohimamory Itaosy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Banky Foiben’i Madagasikara Tahirim-bola vahiny roa volana sisa no ao

Tena ilaina ny fampitomboana ireo vola vahiny ao amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara, hoy ny governora Rasolofondraibe Alain Hervé

Hamaky ny tohiny
FTT