• Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.Jirama Hanara-dia ny Sirama koa ?

Mitohy ary vao mainka mahery vaika ny delestazy. Tsy eto an-drenivohitra sy ny manodidina ihany fa saika manerana ny Nosy mihitsy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.Manandona-Antsirabe II Lehilahy tsy salama saina, saika matin’ny fitsaram-bahoaka

Mahoraka tato ho ato ny resaka hala-jaza sy halatra olona amin’iny lalam-pirenena faha 7 iny amin’izao fotoana ka fitsaram-bahoaka avy hatrany no ao an-tsain’ny olona rehefa misy tranga mampiahiahy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.Magro Sambava Misy manorina toeram-pivarotana

Miteraka resabe ao Sambava ny fampidirana olona hanorina toeram-pivarotana ao anatin’ny faritra nisy ny Magro (Malagasy Grossite) ao Sambava Centre

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.FOKONTANY ARANTA Mirongatra ny vaky trano

Tokantrano telo be izao tao anatin’ny roa andro no lasibatry ny vaky trano tao amin’ny fokontany Aranta ny alatsinainy sy talata teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.Praiminisitra Kolo Roger Nanesoeso an-dRavalomanana sy ny FFKM

Rehefa avy niato kely nisakafo ny fihaonan’ny solombavambahoaka sy ny governemanta omaly alina dia niroso tamin’ny famaliana ny fanontaniana amin’izay ny praiminisitra Kolo Roger nanomboka tamin’ny 11 ora sy sasany alina ary nifarana tamin’ny 12ora10mn alina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Novambra 2014
Actualités.Trafikana rongony ao Toliara 300 kg indray no sarona tao Sanfily

Ny alahady teo, tany Toliara, vokatry ny fiaraha-miasa tamin’olona tsara sitrapo nanome vaovao ny mpitandro ny filaminana, dia rongony milanja 300 kg nafatratra tao anaty valizy sy sakaosy miisa enina no tra-tehaky ny polisy, tao Sanfily

Hamaky ny tohiny
FTT