- Zoma 21 Novambra 2014
Actualités.Fiarovana ny zon’ny mpamorona. Mandoa vola avokoa ireo izay mampiasa ny sanganasa
Nilaza ny avy eo anivon’ny ofisy malagasy miaro ny zon’ny mpamorona na OMDA fa ho takiana sarany amin’izay ireo sehatra rehetra mampiasa ny sanganasan’ny mpamorona. Hentitra izy ireo nilaza fa tsy hisy intsony ireo olona afaka mampiasa ny sanganasan’ny mpamorona ho fitaovana fitadiavam-bola kanefa tsy misy tamberina mankany amin’ny mpanakanto akory
Hamaky ny tohiny