• Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Analakely Mahazo vahana ny bizina vehivavy

Manomboka mahazo vahana ny bizina vehivavy amin’izao etsy Analakely. Ireo tsy ampy taona no be mpitady indrindra raha araka ny fanadihadiana natao teny an-toerana. Mpanam-bola avokoa no mitady azy ireny ankoatra ireo teratany vahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Famonoana ilay Sinoa tao Ambolomadinika Vola 4 tapitrisa Ar no karaman’ilay mpiasa atidoha

Taorian’ny fahatrarana an’i De paul anisan’ireo jiolahy nitifitra ilay sinoa tao Ambolomadinika ny alarobia 19 novambra, noho ny fahafatesan’ny moto scooter nentiny dia niroso haingana ny fanadihadiana ny raharaha nataon’ny ekipan’ny kaomisera Razafindahy Manitra Fleurys sy ny polisy misahana ny heloka bevava

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Fanarenana ny toekarena malagasy Ilaina ny fikaonan-dohan’ny mpamatsy vola

Niompana tamin’ny hevi-dehibe miisa 4 ny diplaomasia Malagasy talohan’ny niketrehana ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 dia fiaraha-miasa tsara fototra niaraka tamin’ny Tahirim-bola sy ny Banky iraisam-pirenena ary ireo firenena sy vondrona vahiny mpiara-miombon’antoka, fifandraisana mendrika tamin’ireo fikambanam-paritra ahitana ny COI sy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Polytech Vontovorona Zandary iray naratra omaly, hiakatra an’Ankatso ny mpianatra anio

Hiakatra an’Ankatso ny mpianatry ny Sekoly ambony Polyteknika Vontovorona anio. Hanaraka akaiky ny antontan-taratasy famoaham-bola handoavana ny vatsim-pianaran’izy ireo telo volana miaraka amin’ny fisondrotana 10% efa nambaran’ny minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony no anton-dian’izy ireo, araka ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanan’ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Banky BICM Nanjavona ny 18 miliara ariary, volan’ny mpikambana madinika ?

Tsy voaray hatramin’izao ny ambim-bolan’ireo mpametra-pola madinika tao amin’ny Banque industrielle et commerciale de Madagascar (BICM) taorian’ny nikatonan’ity farany ny volana mey 2014. Manodidina ny 18 miliara ariary (90 miliara iraimbilanja) ny totalin’ny vola, ary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Novambra 2014
Actualités.Belo Tsiribihina Olona telo lanin’ny voay

Masiaka ny voay any Belo Tsiribihina any. Olona telo no maty ny faran’ny herinandro teo. Samy mponina avy amin’ireo kaominina manamorona ny reniranon’i Tsiribihina avokoa izy ireo

Hamaky ny tohiny
FTT