• Alakamisy 27 Novambra 2014
Actualités.Teny amin’ny CCI ivato omaly. Nifandrombahana ihany koa ny lodsia

Tsikaritra nandritra ny fanokafana ny lanonana momba ny lalana sy ny fitaterana omaly iny ihany koa fa dia nifandrombahana ny lodsia. Tsy nifidy saranga na karazan’olona izany omaly fa na olon-tsotra na olo-maventy dia samy nanao ny nataony avokoa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.DISPENSAIRE EKAR ANTANIMENA Nakaton’ny vadintany

Nakaton’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka ny dispensaire Ekar etsy Antanimena. Omaly tamin’ny 10 ora sy sasany maraina no natolotra ny dokotera Feziny Séraphine, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ity tobim-pitsaboana ity ny didy mifandraika amin’izany narahina vadintany izay tonga hanakatona avy hatrany ny tobim-pitsaboana. Tsy nanaiky izany anefa ity dokotera ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Fanafihan-jiolahy tao Andrangy-Antsirabe I Olona iray voatifitra

Miverina indray ny fanafihana mitam-basy ao Antsirabe raha somary nangingina izany teo aloha. Nitragana fanafihana indray mantsy tao amin’ny fokontany Andrangy ny alin’ny Sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 9 ora alina tany ho any.Trano niisa 3 no nasesin’ireo jiolahy tamin’izany izay voalaza fa nahatratra am-polony ireo mpanafika no sady nirongo basy Kalack niisa roar aha ny nambaran’ireo niharam-boina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Fitrandrahana ao Analamay sy Ambatovy Efa vonona ny zanakazo hanoloana ireo simba

“Tsy maintsy haverina tahaka ny nisy teo alohan’ny fitrandrahana ny tahan’ny ala voatery nosimbaina nandritra ny fitrandrahana ataon’ny orinasa Ambatovy ao Analamay sy Ambatovy...”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Sambava Fôroches 2 voasambotra, lavanila 100kg voaroba

Mandravarava ireo andian-jatovo tsy ampy taona ao Sambava. Ny alatsinainy tokony ho tamin’ny 9 ora alina dia olona tratra hariva fodiana no lasibatr’izy ireo tao Ambodisatrana 2. Nisy niantso vonjy tany amin’ny polisy ka tonga ara-potoana ireto farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Ben’ny tanàna eran’ny Nosy Angonina eto an-drenivohitra hosasana atidoha

Eto an-drenivohitra avokoa ireo Ben’ny tanàna avy amin’ny faritra eran’ny Nosy. Nakarina hamonjy ilay kongresin’ny lalana sy ny fitaterana andiany faha-5 tanterahina eny amin’ny foibe fandraisana fivoriana iraisam-pirenena na CCI Ivato, izay hanomboka anio izy ireo

Hamaky ny tohiny
FTT