- Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Fikojakojana sy fanamboaran-dalana Manify ny tetibola ampiasaina aminy
Raha nolazaina fa “tsy azo hanina ny lalana fa mahantra ny vahoaka Malagasy”, raha nanenjika ny filoha teo aloha Ravalomanana noho ilay resaka MAP (Madagasikara Am-Perinasa) sy ny hoe “tohizo ny lalantsika” ny ekipan’ny “fanovana” nisy ny filoha ankehitriny sy ny ekipany, enin-taona aty aoriana indray dia niova ny fomba fiteny fa “azo hanina indray ny lalana, noho ireo hanina entiny amin’ny fahavitany” araka ny nambaran’ny filoham-pirenena teny amin’ny CCI Ivato.
Hamaky ny tohiny