• Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.BONSAI Maharitra 700 taona ny antitra indrindra

Karazan-kazo kely anaty pot nefa mahafatifaty ny bonsai. Azo atao haingon-trano ao amin’ny efitrano fandraisam-bahiny izy nefa azo hatao eny an-jaridaina, any amin’ny birao…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Taratasim-bola tsy misy antoka Nifanatrika teny amin’ny fitsarana ny mpandraharaha goavana 2

Nifanao « face à face » teo anatrehan'ny mpitsara ireto samy mpandraharaha roalahy ireo dia Avoro Ykbal sy i Hakimoudine. Lohahevitra telo niainga tamin'ny fitorian'ny an-daniny sy ny an-kilany no notsaraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Erick Rabemananoro 0,5% ny zana-bolan’ny vola hindramina ho an’i Madagasikara

Miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina ny manodidina ny tontolon’ny famatsiam-bola avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena izay mandrafitra ny 70%-n’ny tetibolam-panjakana Malagasy. Lazaina fa miverina amin’ny laoniny ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy ny Banky iraisam-pirenena saingy toa tsy mbola hita soritra ny fanampiana ara-bola avy amin’ity mpamatsy vola iraisam-pirenena ity. Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana indrindra anio ny tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena, Erick Rabemananoro. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Aferana basy ao Antsirabe Olona 3 voasambotry ny polisy

Miparitaka tokoa ny basy eran’i Madagasikara ary tsy mbola fantatra ny tena fiavian’izany hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Fampihavanam-pirenena Tokony havela hiasa malalaka ny FFKM

Efa nijoro sy nandray ny andraikiny amin’ny fampihavanam-pirenena ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy ao amin’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Fitaterana ana Habakabaka Mihavitsy ny teknisianina Malagasy

Manomboka mihavitsy ny teknisianina Malagasy misahana momba nyfitateranaanahabakabakaetoMadagasikara. Hitaiorahaenyanivon’nyorinasamisahananyseranam-piaramanidinaenyIvato no jerena

Hamaky ny tohiny
FTT