• Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Mitohy ny drafitrasa fampandrosoana

Tsy misy andraso ny fanatanterahana ny drafitrasa fampandrosoana ny seranan-tsambon’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.ZAZALAHY 6 TAONA Maty voahitsaky ny taksibe

Tsy tonga teny amin’ny hopitaly akory ity zazalahy tokony ho 6 taona voahitsaky ny taksibe zotra faha-4 mankeny Tsararano ny zoma hariva teo dia maty.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.FIKAMBANAN’NY ZON’NY MPANJIFA MAHAJANGA Ataon’ny sasany fitadiavam-bola

Tsy dia mifantoka loatra amin’ny famahana ny olana sedrain’ireo mpanjifa loatra ireo mpikambana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ao Mahajanga fa dia variana amin’ny fakana vola amin’ireo sampandraharaha izay hanaovan’izy ireo fandaharana hatrany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.SIDA Efa nahafaty olona 25 tapitrisa

Natokana hanamarihana ny ady amin’ny otrikaretina SIDA (syndrome d'immunodéficience acquise) ny 1 desambra manerantany ary miatrika izany koa isika eto Madagasikara. Anisan’ireo aretina tsy mbola nahitana vaksiny sy fanafody fitsaboana mahomby hatramin’izao ny SIDA

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.4x4 nentina vazaha mamo Nandratra mpivarotena dia nirifatra nitsoaka

Mahazo laka ny fanamparam-pahefana sy fandikan-dalàna ataon’ny vahiny amin’izao, ka manjaka tokana toa tsy maty manota izy ireo eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Desambra 2014
Actualités.Analavory Itasy Mihatra ny «Couvre feu»

Mihatra ao Analavory Itasy ankehitriny ny fepetra tsy fahazoana mivezivezy amin'ny alina. Manomboka amin'ny sivy ora alina izany, ary mitohy hatramin'ny telo ora maraina

Hamaky ny tohiny
FTT