• Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Mpitsara misotro ronono Nisy nikasa hamono tao an-tranony

Efa lasa lavitra ny tsy filaminana ao Toamasina nanomboka ny faran’ny herinandro teo. Araka ny vaovao marim-pototra voaray dia mpitsara manana grady voalohany misotro ronono monina ao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Fiaraha-miasa Vahiny roa samy hafa teny Iavoloha

Nampahafantatra ilay rafitra fitantanam-bola vaovao eo anivon’ny banky afrikanina misahana ny fampandrosoana tamin’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery omaly teny Iavoloha ny iraka “

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Minibus sy kamiao nifandona Mpandeha roa maty tsy tra-drano tany Miarinarivo

Taksibrosy minibus Mazda nitondra olona miisa 22 niala vao maraina taty Antananarivo hamonjy tsena tany Soavinandriana Itasy no tra-doza tao Sarodazaina, andrefana kelin’i

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Tokindray Rakotomalala Fampihavanam-pirenena vaovao no ilaina eto amintsika

Adilahy politika sy fanakorontanana ary ady seza sy fitiavan-tena no nisy ary mbola misy eto amintsika, hoy Atoa Rakotomalala Tokindray tanora mpanao politika, fa tsy nisy ady an-trano sy fifamonoana olona marobe tahaka ny tany ivelany. Raha tsorina dia ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.TSENA COUM - 67 HA Nofefen’ny Emmo-Reg omaly maraina

Nofefen’ny Emmo-Reg omaly maraina ny tsenan’i Bagdad etsy amin’ny Coum 67 ha. Mirefy 30 metatra amin’ny 50 metatra izy io, raha 20 metatra amin’ny 70 metatra no voalazan-dRakotoarison Menja

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Desambra 2014
Actualités.Andron’ny olona manana fahasembanana Tsy hita popoka ny praiminisitra

Ny tanànan’Antsirabe no nanamarihana tamin’ny fomba Ofisialy ny Andro eran-tany ho an’ny olona manana fahasembanana ny alatsinainy 08 desambra lasa teo. Hetsika nanomboka ny sabotsy tamin’ny alalan’ny varotra fampirantiana tao amin’ny efitrano malalaky ny kaominina, narahina fifaninanana ara-panatanjahantena nataon’ireo olona manana

Hamaky ny tohiny
FTT