• Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Jirama Hiankindoha tanteraka amin’ny solika

Manomboka tonga ireo milina nohafaran’ny teo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika ho an’ny orinasa Jirama hamahan’ity farany ny olan’ny delesta

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Fitrandrahana harem-pirenena Ataon’ny mpitondra didin’ny be sandry

Fitrandrahana voaaro Tsikaritry ny mponina any an-toerana anefa taorian’izay ny fisian’ireo fitaovana vaventy mitrandraka mandritra ny alina, eo anelanelan’ny amin’ny 9 ora alina ka hatrany amin’ny 3 maraina any ka mpiasa maromaro no misahana izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Sakoroka tao Morondava 3 maty, 11 naratra mafy

Poa-basy tsy nifandrenesana tao an-drenivohitr’i Menabe omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Vehivavy naondrana any Sina Zaza no takalon’ny fodian’izy ireo.

Vehivavy naondrana any Sina Zaza no takalon’ny fodian’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Menagisa – Sambava Zazavavy kely 8 taona nisy nanolana

Raha mbola resabe ao Sambava ny namotsoran’ny Fitsarana ilay Ben’ny tanàna iray voarohirohy no nanolan-jazavavy 14 taona, tokony ho niadina BEPC ny 2014 teo, dia

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Desambra 2014
Actualités.Kolikoly mambotry vahoaka Polisy iray mahazo 40.000 Ar isan’andro

Ny fijoroana vavolombelona nataona mpamily taksibe sy fiarakaretsaka maromaro no nahafantarana fa 10.000 Ar raha kely no alain’ireo polisy raha sendra tratra manao hadisoana izy ireo, ny mihoatra tsy ferana. Farafahakeliny anefa fiara 4 isan’andro no tratran’izy ireo. Misy ary manambana ny hampiditra “fourrière” raha tsy manome ny vola tadiaviny ireo mpamily.

Hamaky ny tohiny
FTT