• Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Tokindray Rakotomalala Fampihavanam-pirenena vaovao no ilaina eto amintsika

Adilahy politika sy fanakorontanana ary ady seza sy fitiavan-tena no nisy ary mbola misy eto amintsika, hoy Atoa Rakotomalala Tokindray tanora mpanao politika, fa tsy nisy ady an-trano sy fifamonoana olona marobe tahaka ny tany ivelany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Raharaha Sucoma Analaiva Nisy zandary roa nitaingina moto maty nopaohan’ny fiarabe

Zandary mirahalahy, ny lehiben’ny borigadin’i Mahabo sy ny namany iray nitaingina moto andeha hijery ny zava-misy ka niainga avy any

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Fomban-drazana ao Mananjary Mbola voahilika ireo miteraka kambana

Tena misy ary mbola iainan’ireo vehivavy izay miteraka kambana ny fanilihana azy ireo hiala ny fiarahamonina any Mananjary

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.BANKY BNI Mikarakara tolotra ho an’ny fety

Mikarakara tolotra miavaka ho an’ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona ny banky BNI Madagascar. Mba hahafahan’ny isam-pianakaviana manao fety finaritra sy amim-pilaminana no antony,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Fandravana trano tao Tomboarivo Tsy afa-nanoatra ireo mponina fa tsy nanana taratasy

Mitohy ny fandravana ireo trano niorina tsy ara-dalàna tamina tanin’olona tao amin’ny fokontany Tomboarivo Antsirabe. Raha tsiahivina, efa ela ity ady tany ity satria efa hatramin’ny taona 2006 no nihetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Fitakiana ny «îles éparses» Dia ho resy tsy miady ve ny Malagasy ?

Miakatra ny feon’ny Malagasy tia tanindrazana mitaky ny tokony hamerenan’ny frantsay amin’ny Malagasy ny fitantanana ireo “Nosy Malagay Manodidina” na “Iles éparses

Hamaky ny tohiny
FTT