- Zoma 12 Desambra 2014
Actualités.Krismasy 2014 Tsy ho diso anjara ireo mpanjifan’ny Telma
Tolotra miampy fanomezana maro no miandry ireo mpanjifa Telma mandritra ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona 2014
Hamaky ny tohinyTolotra miampy fanomezana maro no miandry ireo mpanjifa Telma mandritra ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona 2014
Hamaky ny tohinyTsy avelantsika hangina i Dada amin’izao fetiny izao, hoy i Guy Roger omaly tetsy amin’i Magro , tany Afrika Atsimo aza izy nankalaza ny zanany ka hankalaza izany isika na dia any
Hamaky ny tohinyNivoaka ny didim-pitondrana fa natao andro hiasana ho an’ny rehetra ny 11 desambra fahatsiarovana ny repoblika fahefatra.
Hamaky ny tohinyFantatra izao fa dia mbola nitohy omaly ny sakoroka sy ny fihetsiketsehana nataon’ireo mpiasa tao amin’ny orinasa SUCOMA Morondava
Hamaky ny tohinyMisedra olana ny fitrandrahana drakaka eto Madagasikara satria dia mbola tsy manara-penitra ny fitrandrahana azy io, eo amin’ny lafiny fitaovana sy ny fepetra takiana ny azmin’ny fitrandrahana ataon’ireo mpanango-bokatra. Matetika dia maty ny akamaroan’ireo drakaka izay alefa any ivelany eny hatramin’ireo drakaka amidy eny an-tsena
Hamaky ny tohinyNahazo toerana fitsaboana nify vaovao sy efitrano fanaovana "échographie" na fitarafana ny dispansera Loterana etsy amin'ny 67 ha
Hamaky ny tohiny